FIRY TAONA IANAO?

BELLE MARE,
MAORISY
IZA NO AFAKA MANDRAY ANJARA?
Raha teraka tao anelanelan’ny 2011 sy 2014 (tafiditra) ianao, dia ho anao ity lasy ity ! Aza diso an’ity fotoana ity izay ahafahanao miaina fotoana miavaka miaraka amin’ny tanora an-jatony avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao.
SARANY
Misorata anarana alohan’ny 10 Novambra 2025 ka mahazoa ny saram-pidirana manokana “early bird” Rs 4 500 ! Saram-pidirana mahazatra : Rs 5 000, aloa mialohan’ny 17 Desambra 2025.
Ahoana ny fomba fisoratanao anarana?
Araho ireto dingana 4 manaraka ireto :
# 1
Fepetra fandraisana anjara
Vakio tsara ny fepetra fandraisana anjara. Ho hitanao ao avokoa ny vaovao ilaina rehetra.
# 2
Taratasy fanekena
Manasa anao anatonta sy hameno ny taratasy fanekena eto ambany, alao sary izany ary alefaso amin’ny alalan’ny WhatsApp any amin’ny mpandrindra ny tanora any amin’ny faritra misy anao. Ny taratasy tsy feno rehetra dia tsy ho raisina.
# 3
Taratasy fisoratana anarana
Fenoy ny taratasy eto ambany ahafahanao misoratra anarana.
# 4
Fandoavam-bola
Aloavy ny volanao araka ny torolàlana voatanisa ao amin’ny fepetra fandraisana anjara etsy ambony.
Mifandraisa amin’ny mpandrindra ny tanora ao amin’ny faritra misy anao raha mila fanampiana na fanampim-panazavana ianao.

BELLE MARE,
MAORISY
IZA NO AFAKA MANDRAY ANJARA?
Raha teraka tao anelanelan’ny 2000 sy 2010 (tafiditra) ianao, dia ho anao ity lasy ity ! Aza diso an’ity fotoana ity izay ahafahanao miaina fotoana miavaka miaraka amin’ny tanora an-jatony avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao.
SARANY
Misorata anarana alohan’ny 10 Novambra 2025 ka mahazoa ny saram-pidirana manokana “early bird” Rs 4 500 ! Saram-pidirana mahazatra : Rs 5 000, aloa mialohan’ny 17 Desambra 2025.
Ahoana ny fomba fisoratanao anarana?
Araho ireto dingana 4 manaraka ireto :
# 1
Fepetra fandraisana anjara
Vakio tsara ny fepetra fandraisana anjara. Ho hitanao ao avokoa ny vaovao ilaina rehetra.
# 2
Taratasy fanekena
Manasa anao anatonta sy hameno ny taratasy fanekena eto ambany, alao sary izany ary alefaso amin’ny alalan’ny WhatsApp any amin’ny mpandrindra ny tanora any amin’ny faritra misy anao. Ny taratasy tsy feno rehetra dia tsy ho raisina.
# 3
Taratasy fisoratana anarana
Fenoy ny taratasy eto ambany ahafahanao misoratra anarana.
# 4
Fandoavam-bola
Aloavy ny volanao araka ny torolàlana voatanisa ao amin’ny fepetra fandraisana anjara etsy ambony.
Mifandraisa amin’ny mpandrindra ny tanora ao amin’ny faritra misy anao raha mila fanampiana na fanampim-panazavana ianao.
MIARAHA AMINAY ATY MAORISY !
Isan-taona, ny CTMI dia mikarakara lasy ho an’ny tanora izay mampivondrona mpandray anjara avy ao Maorisy sy avy amin’ny firenena maro maneran-tany. Mandritra ny efatra andro, ireo tanora dia miaina fotoana miavaka ao anatin’ny firaisana sy ny fiombonana, hetsika lehibe ary fotoana mahery vaika mifototra amin’ny Tenin’Andriamanitra. Mihoatra noho ny hetsika tsotra, ity lasy ity dia manome toerana ahafahana miatrika ireo olana sedrain’ny tanora, mitombo amin’ny finoana ary hampaherezina amin’ny alalan’ny Filazantsara.
MPITORITENY: PASTORA MIKI HARDY